Entry ondrikely malahelo (ondry, kely, alahelo)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonyms ondrikely kamboty

Updated on 2020/07/31