|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 omby
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io?. [1.1]
4antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony. [1.62]
5antonona. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...). [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/4)19 omby
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika.. [1.1]
22biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; .... [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  23an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe.. [1.2]
24a cow, an ox; cattle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25boeuf, l'espèce bovine.
26grossier qui ne sait pas la politesse. [1.3]
27boeuf. [1.54]
28boeuf, vache. [1.8]
Isam-pirenena  29Bos indicus. [3.1]
Ohatra  30 Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra [2.470]
31 ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo [2.472]
32 Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy [2.472]
33 Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) [1.3]
Haiendriteny 
34 Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  38 Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  39añombe, anomby, aombe, aomby, jamoka, jamòka, jamoka, mbe, ombe
Kamban-teny rehetra  40Fikambanana 157 amin' io teny io
Ohabolana  41 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  42 Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  43 Soratr' omby
44 Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  45Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (3/4)46 omby
Sokajin-teny  47 anarana
Fanazavàna teny malagasy  48Trano ataon' ny bibindandy. [1.1]
49trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany. [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  50action de faire le cocon, se dit des vers à soie. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  57 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4)58 omby
Sokajin-teny  59 anarana
Fanazavàna teny malagasy  60sefo, lehibe. [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  61chef, patron (le chef est fort comme un boeuf). [1.60]
Tovy hevitra  62alezy, baibony, kala be, kalaina, kapta, katraka, laibany, mpanana, nôb, ngetroka, pakta, pata

Fivaditsoratra  63 imbo, 64 mibo, 65 omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02