Entry omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fiarahana
  [Rajemisa 1985] Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra
Explanations in French  [Abinal 1888] action de suivre, d'aller ensemble
¶ action de se ranger du côté de quelqu'un
Derivations 
Morphology 
omba
mba

Entry omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba.
Explanations in French  [Abinal 1888] action de couvrir, d'envelopper
¶ action de protéger
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry omba
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] inoana

Entry omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny
¶ olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra

Entry omba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] sangomby

Updated on 2022/01/27