Entry |
olo-manga
(olona, manga)
|
Part of speech | expression
|
Explanations in Malagasy | olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a famous or notable person [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est; un chéri, un favori [Abinal 1888]
|
| personnage marquant, renommé [Hallanger 1974]
|
Quotes |
|