|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oharina |
| Fototeny | 2 ohatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin' ny ondry ny zanako.
5 Refesina: Ohary amin' ity kofehy ity ny lohanao hividianako satroka ho anao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be measured, to be compared..
[1.2] 7 to be compared. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on mesure, que l'on compare.
[1.3] 9 qu'on compare. [1.8] |
| Ohatra |
10 raha oharina amin' Ikopa!
[2.270#74]
11 Azo oharina amin' ny tontolo manodidina io hevitra io. [2.445#66] 12 koa ny fahoriana manjò amin'izany, tsy azo oharina ny hangidiny. [2.59#200] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 17 aharony, 18 ahorina, 19 aniraho, 20 anohary, 21 anorahy, 22 arahony, 23 aronahy, 24 haorina, 25 hariaño, 26 haroina, 27 hoarina, 28 iharano, 29 oharina, 30 rihaona, 31 roahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|