Entry | Ohabolana sy fomba fiteny | |
Part of speech | name (book or play title) | |
Explanations in Malagasy | navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. [Rahajarizafy 1988 page 10] | |
Author | Ramaroson Léonard, 1958 | |
Tables and plates | All the titles | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |