Entrée |
ohabolana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana)
[1.1]
|
Explications en anglais | A proverb [1.2, 1.7]
|
| An adage, a trite saying [1.2]
|
Explications en français | Proverbe [1.8]
|
Exemples | dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora.
[2.48]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots élémentaires | ohatra ; volana |
Titres |
|
Tableaux et planches |
|
Illustrations |
|
|
Entrée |
Ohabolana
|
Partie du discours | nom propre (livre biblique)
|
Explications en anglais | Ohabolana: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
Explications en malgache |
[1.38]
|
Explications en anglais | Proverbs: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Explications en français | Proverbes: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | ohabolana |
|