Entry nifoha > ifohana (foka)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Morphology 
Present ifohana, ifohako, ifohanao, ifohany, ifohantsika, ifohanay, ifohanareo, ifohan', ifohan-, ifoham-, ifoha-
Past nifohana, nifohako, nifohanao, nifohany, nifohantsika, nifohanay, nifohanareo, nifohan', nifohan-, nifoham-, nifoha-
Future hifohana, hifohako, hifohanao, hifohany, hifohantsika, hifohanay, hifohanareo, hifohan', hifohan-, hifoham-, hifoha-
Imperative ifohy

Entry nifoha > mifoha (foha)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
Explanations in English to wake up, to get out of bed [1.7]
Explanations in French s'éveiller, se lever [1.8]
Morphology 
Present mifoha
Past nifoha
Future hifoha
Imperative mifohaza
Compound words 
Compound words, titles, names 
Analogs  mifohafoha
Examples 
1Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo? [2.436]
2Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324]
Proverbs