Entry ngoso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin' ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina [Rajemisa 1985]
Explanations in English an oath; swearing by. [Richardson 1885]
Derivations 

Updated on 2020/07/31