Entry | nenina | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny ¶ Fibebahana amin' ny hadisoana natao ¶ Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [Richardson 1885] | ||||
regret [Hallanger 1973] | |||||
Explanations in French | regret, remords [Hallanger 1974] | ||||
Vocabulary | Emotions | ||||
Derivations |
| ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples |
| ||||
Quotes | Proverbs containing the word nenina | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |