Entry nangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
¶ Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy.
Vocabulary 
Morphology 
nangy
nangiko
nanginao
nanginy
nangintsika
nanginay
nanginareo
nangin'
nangin-
nangim-
Other spellings 

Entry nangy
Part of speech noun
Explanations in English  [Richardson 1885] [Provincial] a provincial word for lasiray

Updated on 2020/07/31