Entry | namany andava-bitsika (amany, lavaka, vitsika) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | aretina mahatonga ny ankasarotana hamorifotra (lazain' ny Ntaolo fa ny mivalan-drano eo ambony lava-bitsika no mahatonga izany) [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |