Entrée (1/3) | 1 n |
Partie du discours | 2 nom (symbole) |
Explications en malgache | 3 Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy 4 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] |
Explications en français | 5 Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3] |
Tableaux et planches |
6 Les alphabets |
Article |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entrée (2/3) | 9 -n- |
Partie du discours | 10 particule |
Explications en malgache | 11 Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1] |
Tableaux et planches |
12 Toutes les particules |
Mis à jour le 2024/09/07 |