|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpimasy |
| Fototeny | 2masy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mpanao fanafody, mpanasitrana.
[Sihanaka]
[1.78] 5Olona sady mitsabo no manao sikidy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a medicine man, a diviner.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7devin.
[1.3#436, 1.8] 8(de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
9 Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana.
[2.472#]
10 Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022#] 11 ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113#] 12 Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472] |
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 14 ombiasa |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 mampisy, 17 misampy, 18 mpimasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|