|
|
|
|

Entrée1  mpanoritra (soritra)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Linguistique
Explications en malgache  4  Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia
-- ny mpanoritra tsotra (ny trano),
-- ny mpanoritra manondro (very ity vary),
-- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy),
-- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
[1.1]
5  sokajinteny [1.1]
6  Sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13]
Explications en français  7  Article [1.13, 1.5]
Exemples  8  Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#]
Mots composés 
Tableaux et planches  10  Tous les articles

Anagrammes  11  mpanirotra, mpanoritra

Mis à jour le 2024/08/16