|
|
|
|

Entrée1  mpanan-karena
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  un richard [1.5]
Exemples  4  raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [2.472]
5  Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [1.38]
6  Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [2.470]
Morphologie 
7  Simple :
Mots élémentaires  8  mpanana, harena
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mpanan-karena

Mis à jour le 2023/05/23