1 | Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [Andraina: Mitaraina, page 230]
|
2 | Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 89]
|
|