Entry mpamonjy (vonjy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
¶ Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31