|
|
|
|

Teny iditra1 mosavy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin' ny ratsy ao aminy; vorika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4witchery, sorcery; a charm, an enchantment. [1.2#444]
5witchcraft; a spell cast on someone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6maléfice, sortilège. [1.3#446, 1.8]
7dommage, préjudice. [1.3#446]
8(toute l'île) (de savy : maléfice, sortilège). Pour les Malgaches, les maladies sont dues à des sortilèges qui leur ont été lancés. Bien sûr, cette idée est nuancée depuis que l'origine infectieuse de certaines maladies est mieux perçue. Mais chaque fois qu'on a affaire à une maladie quelque peu mystérieuse, ou dont le début est subit, on pense qu'il y a eu maléfice. De très nombreuses pratiques sont assimilées à des maléfices, le simple fait de prononcer des imprécations contre quelqu'un est un maléfice. Mais le plus souvent, le maléfice repose sur la préparation d'un ody (on écrit aussi aody, aoly dans certaines régions). Voir le mot ody. Pour contre-balancer l'action de l'ody, il faut un fanaf'ody. Voir fanafana, fanafody. [1.196]
Ohatra  9 Dia ho rariny ve ka zazakely tsy manan-tsiny no asiana mosavy. [2.445#]
10 Ny sasany koa ny hanaovana ody ratsy, toy ny mosavy no ilainy azy. [1.353#]
11 ary Rambolasoa sy Raketamalala: tompon'ny ankasomparana sy ny mosavy. [2.639#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  23 famorehana, 24 fanafody, 25 ody, 26 raodia, 27 tolakolona, 28 tsongodia, 29 voankanina, 30 vorika
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 misavo, 34 mivosa, 35 mosavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02