|
|
|
|

Entrée1  mora
Partie du discours  2  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  3  Tsy sarotra atao: Mora adika io lahateny io ~ Mora ny maniny fa sarotra ny manao
4  Kely vidy, tsy lafo: Mora ny vary rehefa fararano
5  Malemy fanahy, malemy paika, rainazy: Tsy hahita olona mora be ohatra azy ianao
6  Miadana: Mandehana mora fa ratsy ny lalana (matetika ny verindroa moramora no ampiasaina amin' io hevitra io)
7  Amin-kalemem-panahy, tsy mitratreva: Alaina mora no fakana ny ankizy, indrindra rehefa ilay sakasakan-jaza iny izy
8  Malaky: Mora tezitra, mora misafoaka ny mpampianatra anay [1.1]
Explications en anglais  9  easy; slow; cheap
10  easily [1.7]
Explications en français  11  facile; bon marché [1.8, 1.13]
12  lent
13  facilement [1.8]
Exemples  14  Ny fiainana tsy vita mora rahateo: [2.470]
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Noms :
17  Adjectifs :
18  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 

Anagrammes  50  arom, maro, mora, oram, ramo

Mis à jour le 2023/05/18