Entry |
monina
(onina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy ¶ Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise ¶ Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
[1.1]
|
Explanations in English | to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
|
| to reside, to dwell [1.7]
|
Explanations in French | résider, habiter [1.8]
|
Morphology |
Present |
monina |
Past |
nonina |
Future |
honina |
Imperative |
monèna |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Examples |
1 | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao
[2.471]
|
2 | ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka
[2.48]
|
|
Proverbs |
|