|
|
|
|

Entrée (1/2)1  molotra
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona [1.1]
Explications en anglais  5  The lips [1.7]
Explications en français  6  Lèvre [1.3, 1.8]
Exemples  7  Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
8  Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
9  Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Morphologie 
10  Simple :
Dérivés 
11  Verbes actif :
12  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot molotra

Entrée (2/2)24  molotra
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  Sisina: molobilany [1.1]
Explications en anglais  27  The rim of a kettle, etc. [1.7]
Explications en français  28  Lisière, rebord [1.3]
29  Rebord d'une marmite, etc. [1.8]
Morphologie 
30  Simple :

Anagrammes  31  lomotra, molotra

Mis à jour le 2023/05/24