Entrée | mody (ody) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] miverina [1.78] | ||||||||
Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | To go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2] | ||||||||
To go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7] | |||||||||
Explications en français | Rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/05/19 |