|
|
|
|

Teny iditra 1  mizanaka
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny vola miteraka, izany hoe mitombo tsikelikely any amin' ny olona nisambotra azy na any amin' ny banky nametrahana azy [1.1]
Mpanahaka  8  mihana

Fivaditsoratra  9 manazaky, 10 mankaiza, mizanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22