Entrée | 1 mivonto |
Radical | 2 vonto |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny 5 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany 6 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1] |
Explications en anglais |
7 to swell up, to puff out [1.7] |
Explications en français |
8 s'enfler [1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
Exemples |
10 raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48] |
Vocabulaire |
11 Santé |
Morphologie |
|
Analogues | 16 1.1=mibokitra=mivohitra=mibonabona=mibontsina=mibontana=mizihitra=mivozihitra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |