Entrée | 1 mivezivezy |
Radical | 2 vezivezy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita 5 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1] |
Explications en anglais |
6 to wander, to ramble [1.7] |
Explications en français |
7 errer par-ci par-là [1.8] |
Exemples |
8 -- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470] 9 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 1.1^^=mivoivoy=miasa dia=mandehandeha=mivezika atsy mivezika aroa=maniasia=miriorio=misedisedy=mirenireny=mipempena=manjenjena=mihelohelo=mihenjy=misiontsiona=mijongojongo=mizionjiona=miselontselona=mitsakatsaka=mihebikebika=mihebiheby=mijaingijaingy=tsy mahatombin-tsiraka=firaka atakalo=misidiondiona |
Mis à jour le 2023/01/20 |