Entry | miverina (verina) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? ¶ tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! ¶ mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! ¶ mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy ¶ manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! ¶ miherina: Miverina indray ity ny lohataona! ¶ mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explanations in French | revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Synonyms | manangatra ~ manody ~ mifotitra ~ mimpody ~ mitampody ~ mody | ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word miverina | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |