Entry mivarina (varina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
¶ Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra
¶ Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana
¶ Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [Rajemisa 1985]
Morphology 
mivarina
nivarina
hivarina
mivarìna
Quotes 

Entry mivar├Čna (varina)
Part of speech imperative of active verb mivarina [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31