Entrée (1/2) | 1 mivady |
Radical | 2 vady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 milely [Tambahoaka]
[1.78] 5 Miray 6 Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory 7 Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1] |
Explications en français |
8 Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3] 9 s'accoupler, se marier [1.13] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mivady |
Radical | 16 vady |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en malgache |
18 Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy 19 Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1] |
Explications en français |
20 Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |