|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsipika
Radical  2  tsipika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
5  Mipitika: Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)11  mitsipika
Radical  12  tsipika
Partie du discours  13  adjectif
Explications en malgache  14  Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]

Anagrammes  15  mipitsika, mitsipika, sitampiky

Mis à jour le 2020/07/31