Entry mitsapa (tsapa)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
¶ Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
¶ Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
¶ Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [Rajemisa 1985]
  [Taisaka] manjono amin'ny tanana [Rakotosaona 1975]
Explanations in English to touch, to feel of; to console [Hallanger 1973]
Explanations in French toucher; palper; consoler [Hallanger 1974]
Morphology 
mitsapa
nitsapa
hitsapa
mitsapà
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry mitsapà (tsapa)
Part of speech imperative of active verb mitsapa [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985]
Explanations in French  [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31