Entry mitraka (traka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà
¶ Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan. aminy: miondrika, mitanondrika) [1.1]
Morphology 
mitraka
nitraka
hitraka
mitrakà
Proverbs 

Entry mitrakà (traka)
Part of speech imperative of active verb mitraka [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams mikatra

Updated on 2023/01/20