Entry mitotorebika (toto, rebika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako
Morphology 
mitotorebika
nitotorebika
hitotorebika

Updated on 2020/07/31