Entrée | 1 miteraka |
Radical | 2 teraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? 5 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao 6 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany 7 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1] |
Explications en français |
8 accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13] 9 accoucher [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
10 Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324] 11 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] |
Vocabulaire |
12 Biologie |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 22 matarike, miraketa, miretaka, miteraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |