Entry |
mitena
(tena)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io ¶ Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
|
Explanations in English | to wear something habitually [1.7]
|
Explanations in French | porter le vêtement habituellement [1.8]
|
Morphology |
Present |
mitena |
Past |
nitena |
Future |
hitena |
Imperative |
mitenà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mitenà
(tena)
|
Part of speech | imperative of active verb mitena
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|