|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitana
Radical  2  tana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin' ny tanany ankavia izy
5  Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mila hitroatra ilay izy
6  Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano
7  Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao
8  Mitahiry: Mitana lolompo [1.1]
Explications en anglais  9  to lay hold of; to hold; to arrest (of police) [1.7]
Explications en français  10  retenir, saisir [1.3#664, 1.8]
11  garder, arrêter [1.3#664]
12  arrêter (se dit de la police) [1.8]
13  tenir, retenir, saisir [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  mihazona, mitangazona, mitangozana, mamikitra, mamahatra
Mots composés 

Entrée (2/2)26  mitanà
Radical  27  tana
Partie du discours  28  impératif du verbe actif mitana [Liste complète]
Explications en malgache  29  [1.1]
Explications en français  30  [1.3]

Anagrammes  31  amitan, anatim, antima, atanim, itanam, manaty, matañy, mitana, mitanà, naitam, namita, nataim, tainam, tamani, tamany, tamina, taniam

Mis à jour le 2023/01/20