Entrée mitalaho (talaho)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1]
Explications en anglais To entreat, to beg earnestly [1.7]
Explications en français Prier, supplier [1.8]
Morphologie 
Présent : mitalaho
Passé : nitalaho
Futur : hitalaho
Impératif : mitalahoa

Mis à jour le 2023/01/20