Entry mitafy (tafy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
¶ Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba!
Explanations in English  [Richardson 1885] to dress; to wear the Lamba.
  [Hallanger 1973] to dress, to wear clothes
Explanations in French  [Hallanger 1974] se vĂȘtir, porter tel vêtement
Morphology 
mitafy
nitafy
hitafy
mitafia
Quotes 

Updated on 2022/09/14