Entrée (1/2) | 1 mitady |
Radical | 2 tady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita 5 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1] |
Explications en anglais |
6 to seek, to look for [1.7] |
Explications en français |
7 chercher [1.8] |
Exemples |
8 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#] 9 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 19 mitady |
Radical | 20 tady |
Partie du discours | 21 adjectif |
Explications en malgache |
22 vita tady [1.1] |
Explications en anglais |
23 twisted [1.2] |
Anagrammes | 24 aditim, dimaty, ditiam, madity, mitady |
Mis à jour le 2023/06/18 |