|
|
|
|

Entrée1  misotro
Radical  2  sotro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
5  Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona. [1.1]
Explications en anglais  6  to drink [1.7]
Explications en français  7  boire [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  manala hetaheta, miala hetaheta, miboboka, migoka, manao gorodana, manao gagaka, manao gok' omby, mitohoka, manao kararana, minona
Mots composés 

Anagrammes  22  mirotso, misotro, somotry, sotroim, torosim

Mis à jour le 2023/05/31