Entrée (1/2) | 1 miserana |
Radical | 2 serana |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory 5 Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao 6 Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1] 7 mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13] |
Explications en anglais |
8 to pass by rapidly [1.7] |
Explications en français |
9 passer rapidement [1.8] 10 temporaire [1.13] |
Exemples |
11 Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324] 12 Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5] |
Morphologie |
|
Analogues | 17 mandalo, mihelina, mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 20 miseràna |
Radical | 21 serana |
Partie du discours | 22 impératif du verbe actif miserana [Liste complète] |
Explications en malgache |
23 [1.1] |
Explications en français |
24 [1.3] |
Anagrammes | 25 iseranam, miseràna, miserana, sarimena |
Mis à jour le 2023/01/20 |