|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misampana
Radical  2  sampana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
5  Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
6  Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1]
Exemples  7  Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  misampàna
Radical  13  sampana
Partie du discours  14  impératif du verbe actif misampana
Explications en malgache  15  [1.1]
Explications en français  16  [1.3]
Tableaux et planches  17  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  18  isampanam, mampanisa, manasampy, misampana, misampàna, mpanamasi, nampiasam, isampanam, mampanisa, manasampy, misampana, misampàna, mpanamasi, nampiasam

Mis à jour le 2023/01/20