Entry |
misambotra
(sambotra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany ¶ Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy ¶ Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|