Entrée (1/2) | 1 misalovana |
Radical | 2 salovana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany 5 Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy 6 Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1] |
Explications en anglais |
7 to go ahead of others; to interfere with other people's business [1.7] |
Explications en français |
8 se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [1.8] |
Exemples |
9 Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka. [2.587#] 10 Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso |
Entrée (2/2) | 16 misalovàna |
Radical | 17 salovana |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif misalovana [Liste complète] |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 isalovanam, misalovana, misalovàna |
Mis à jour le 2023/10/21 |