Entrée misafofoka (safofoka (fofoka))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mianjera
Voan' ny aretin-tampoka. [Vocabulaire: Santé] [1.1]
Explications en français Tomber, être saisi d’une attaque [1.3]
Morphologie 
Présent misafofoka
Passé nisafofoka
Futur hisafofoka
Exemples Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587]

Mis à jour le 2023/02/26