|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miraharaha
Radical  2  raharaha
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
5  Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
6  Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
Explications en anglais  7  to consult, to deliberate, to do business. [1.2]
8  to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
Explications en français  9  délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Exemples  10  mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :

Entrée (2/2)15  miraharahà
Radical  16  raharaha
Partie du discours  17  impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20  iraharaham, miharahara, miraharaha, miraharahà, raharahaim

Mis à jour le 2023/01/20