|
|
|
|

Entrée1  mipoaka
Radical  2  poaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
5  Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
6  (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
7  Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
8  Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
9  Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
10  Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
11  Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
12  miposaka (masoandro) [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  13  to burst, to explode [1.7]
Explications en français  14  éclater, exploser [1.8]
15  exploser [1.13]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  23  ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka

Mis à jour le 2023/01/20