|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 miorika
Fototeny  2orika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano). [Tanala] [1.78]
5Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.. [1.1]
6miakatra mankany andoharano. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Remonter le courant de l'eau, monter. [1.3]
9remonter le courant. [1.13]
Ohatra  10 ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tohi-kevitra  15mivalana
Mpanahaka  16 miakatraanyira
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)19 miorika
Fototeny  20orika
Sokajin-teny  21 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  22vomir. [1.3]
Voambolana  23 Fahasalamana

Teny iditra (3/4)24 miorika
Fototeny  25orika
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny malagasy  27Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana. [1.1]

Teny iditra (4/4)28 miorika
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny frantsay  30minorant. [1.13]
Voambolana  31 Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  32 marioky, 33 miokira, 34 miorika, 35 miraoky, 36 mirokia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02