Entrée (1/2) | 1 miongana (ongana) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra 4 Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy 5 Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1] |
Explications en anglais | 6 to fall down, to sink, to be reduced. [1.2] |
Exemples |
7 raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [2.131] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 miongàna (ongana) |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miongana |
Explications en malgache | 14 [1.1] |
Explications en français | 15 [1.3] |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 17 amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina, amingano, manaingo, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongana, miongàna, mongaina |
Mis à jour le 2023/01/05 |