Entry | miofo (ofo) | ||||||||||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
(ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra ¶ (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano ¶ Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo ¶ Miova loko noho ny hainandro | ||||||||||||||||
[SLP 1986] miova loko, mihamatroka, mihavasoka | |||||||||||||||||
Explanations in English | [Richardson 1885] to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment. | ||||||||||||||||
[Hallanger 1973] to moult; to scale off; to fade (of colors) | |||||||||||||||||
Explanations in French | [Hallanger 1974] muer, changer de peau, de couleur, se faner | ||||||||||||||||
[SLP 1986] décoloré | |||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Synonyms | miofy | ||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word miofo | ||||||||||||||||
Updated on 2022/01/22 |
![]() |